Entry | vazan-tany | ||
Elementary words | vazana ; tany | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Lafiny efatra amin' ny tany: Eran' ny vazan-tany [1.1] | ||
Examples | Mandrosoa any amin' ny lalina », noho izany sahano daholo ny vazantany rehetra, « ary arotsahy ny haratonao.
[1.369] | ||
Synonyms | vazan-tany efatra | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/03/20 |