|
|
|
|

Entry1  fari-body
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga
Explanations in English  4  [1.2] [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc.
Elementary words  5  faritra, vody

Updated on 2024/12/07