|
|
|
|

Entry1  faribohitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1]
Explanations in English  5  a quarter or ward of a town [1.7]
Explanations in French  6  quartier d'une ville [1.8]
Examples  7  Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285#]
8  Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508#]
Elementary words  9  faritra, vohitra

Updated on 2024/08/13