|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#F.339] soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny.
4  [1.1] Faritra
Explanations in English  5  [1.2] a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra
Explanations in French  6  [1.3#147] contour, délimitation, circonscription
7  [1.13] coordonnées
Vocabulary  8  Mathematics: algebra
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)30  fangitra
Part of speech  31  adjective
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Taimoro] tapaka (volondoha)

Anagrams  33 

Updated on 2025/01/21