|
|
|
|

Entry1  rakibolana
Elementary words  2  rakitra, volana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy
Explanations in French  5  [1.66#861] tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andraiketana ny voanteny ao amin' ny tenim-pirenena iray ka anomezana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpiteny ny isan-teny iditra
Examples  6  Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
7  Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia "mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy" [4.27]
Titles  8  Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache (Rakotonaivo François)
9  Rakibolana malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
10  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)

Updated on 2024/12/09