Entry | 1 rakitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. |
Explanations in English |
4 [1.2] a treasure, a hoard. 5 [1.7] a hoard, a treasure; a collection in church |
Explanations in French |
6 [1.8] accumulation, trésor; quête à l'église |
Examples |
7 Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649#] 8 Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra. [2.356#] 9 Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany. [1.353#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
24 Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy) 25 Raki-pandinihana : Études de linguistique, d'anthropologie et de littérature malgaches (offertes au Professeur Siméon Rajaona) (Gueunier Noël J. (éditeur), Solo-Raharinjanahary (éditeur)) 26 Raki-piainana : ireo mpanoratra Malagasy : ianarana ao amin'ny kolejy sy lisea (Razafindralambo Fulgence) 27 Rakiteny (CIDST) 28 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word rakitra |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |