Entry | 1 firaketana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitahirizana 4 [1.13] boky rakibolana malagasy |
Explanations in English |
5 [1.2] a treasury 6 [1.7] the act of collecting; a collection |
Explanations in French |
7 [1.8] action de collectionner, de réunir; collection 8 [1.13] table encyclopédie malgache firaketan'i Gaunin: table de Gaunin firaketan'i Pons: table de Pons kahie firaketana: cahier d'enregistrement |
Examples |
9 [2.245] Mba ho firaketana fotsiny ihany, tompoko. 10 [1.320] Izy no mitazona ny firaketana an-tsoratra. 11 [2.245] Izany hoe: antso avo firaketana, ny vato natsangana ka ny antsika aminy. |
Root | 12 rakitra |
Compound words |
|
Titles |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |