|
|
|
|

Entry1  firaketana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitahirizana
4  [1.13] boky rakibolana malagasy
Explanations in English  5  [1.2] a treasury
6  [1.7] the act of collecting; a collection
Explanations in French  7  [1.8] action de collectionner, de réunir; collection
8  [1.13] table
encyclopédie malgache
firaketan'i Gaunin: table de Gaunin
firaketan'i Pons: table de Pons
kahie firaketana: cahier d'enregistrement
Examples  9  [2.245] Mba ho firaketana fotsiny ihany, tompoko.
10  [1.320] Izy no mitazona ny firaketana an-tsoratra.
11  [2.245] Izany hoe: antso avo firaketana, ny vato natsangana ka ny antsika aminy.
Root  12  rakitra
Compound words 
Titles  14  Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Ravelojaona)

Updated on 2025/04/19