Entry |
mirakitra
(rakitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1]
|
Explanations in English | To preserve [1.2, 1.7]
|
| To keep, to hoard. [1.2]
|
| To save up [1.7]
|
Explanations in French | Thésauriser, amasser; conserver [1.8]
|
Examples | mirakitra ny tantarako.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mirakitra |
Past : |
nirakitra |
Future : |
hirakitra |
Imperative : |
mirakèta |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|