Entry | rakipahalalana (rakitra, lala) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [1.62] | ||||
Explanations in English | Encyclopedia [3.1] | ||||
Explanations in French | Encyclopédie [1.66] | ||||
Examples | Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany
ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika
(Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre,
d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot])
[1.66] | ||||
Morphology |
| ||||
Hyponyms | |||||
Updated on 2023/08/12 |