Entry | 1 volambita |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [Tambahoaka]
[1.78] 4 anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogositra [Bara] [1.78] 5 volana faha-11 amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] 6 anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Sihanaka, Tanosy] [1.78] |
Examples |
7 ny Sakave dia ho Asombola ny Volambita dia ho Adimizana; [2.113] |
Vocabulary |
8 Time |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 86 Proverbs containing the word volambita |
Updated on 2024/10/30 |