|
|
|
|

Entry1  fevrie
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1]
Explanations in English  4  February [3.1]
Explanations in French  5  février [3.1]
Examples  6  Ka hatramin' izay dia ny didim-panjakana laharana 2007-151 tamin' ny 19 fevrie 2007 no mametra ny fandaminana, ny fampandehanan-draharaha ary ny andraikitra. [4.27#]
Vocabulary  7  Time
Synonyms  8  febroary
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  85  Measure of Time

Updated on 2024/10/30