Entry | 1 avrily |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1] |
Explanations in English |
4 April [3.1] |
Explanations in French |
5 avril [3.1] |
Vocabulary |
6 Time |
Synonyms | 7 aprily |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
28 Measure of Time |
Updated on 2024/10/30 |