|
|
|
|

Entry (1/2)1  vatravatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fahatongavana rodobe amin-kery
4  Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [1.1]
Explanations in English  5  a shower, large drops of rain [1.2]
6  downpour of rain [1.7]
Explanations in French  7  action d'arrivée avec violence; grosse pluie [1.8]
Vocabulary  8  Meteorology
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)15  vatravatra
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Taisaka] [1.78]
18  volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Bara] [1.78]
19  volana faharoa amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
20  anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
21  volana voalohany amin'ny taona [Tanosy] [1.78]
Explanations in English  22  the ancient and provincial name of one of the months [Provincial] [1.2]
Examples  23  ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#]
Vocabulary  24  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/30