|
|
|
|

Entry1  mivatravatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely
Explanations in English  4  [1.7] to pour down heavily (of rain)
Explanations in French  5  [1.8] tomber à verse
Examples  6  [2.583] maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana;
Root  7  vatravatra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  mamatravatra
Proverbs  12  Proverbs containing the word mivatravatra

Anagrams  13  ivatravatram, mivatravatra, vatravatraim

Updated on 2025/01/21