|
|
|
|

Entry1  mamatravatra
Root  2  vatravatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely
Synonyms  5  mivatravatra

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21