Entry | 1 mivatravatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely |
Explanations in English |
4 [1.7] to pour down heavily (of rain) |
Explanations in French |
5 [1.8] tomber à verse |
Examples |
6 [2.583] maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; |
Root | 7 vatravatra |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamatravatra |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mivatravatra |
Anagrams | 13 ivatravatram, mivatravatra, vatravatraim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |