|
|
|
|

Entry1  valasira
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] anaram-bolana faharoa amin'ny taona (febroary)
4  [1.78] [Taisaka] anaran'ny volana fahaefatra amin'ny taona
5  [1.78] [Bara] volana fahatelo amin'ny taona
6  [1.78] [Tanosy] volana fahaefatra amin'ny taona
7  [2.584] [Tandroy] janvier
Explanations in French  8  [1.14] [Tandroy] nom de mois qui correspond à peu près à janvier
Vocabulary  9  Time
Synonyms  10  vala-tsira
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/10