|
|
|
|

Entry1  sakamasay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra)
4  [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona
5  [1.78] [Bezanozano] volana fahasivy amin'ny taona
6  [1.78] [Sihanaka] anaram-bolana fahenina amin'ny taona
7  [1.78] [Tanosy] volana fahavalo amin'ny taona
Examples  8  ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Vocabulary  9  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/07