Entry | 1 hatsiha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 volana fahatelo amin'ny taona [Taisaka]
[1.78] 4 anaram-bolana mifanandrify amin'ny volana Marsa [Bara] [1.78] 5 volana fahatelo amin'ny taona [Tanosy] [1.78] 6 février [Tandroy] [2.584] |
Explanations in English |
7 the name of one of the months [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
8 [hatsia] le mois de mars [Taisaka]
[1.82] 9 nom de mois (février) [Tandroy] [1.14] |
Examples |
10 Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#] |
Vocabulary |
11 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 88 hahatsi, hahitsa, hatsiha, hitsaha |
Updated on 2024/10/30 |