Entry | sakave | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Volana fahafolo amin'ny taona [1.78] | |
[Taisaka]
Anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina, maintany [1.78] | ||
[Bara] Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78] | ||
[Tanosy] Volana fahasivy amin'ny taona [1.78] | ||
Vocabulary | Time | |
Updated on 2020/07/31 |