|
|
|
|

Entry (1/3)1  fosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy
Explanations in English  4  [1.2] backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy
Explanations in French  5  [1.3#188] diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fosa

Entry (2/3)14  fôsa
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka, Tanosy] volana fahadimy amin'ny taona
Explanations in French  17  [1.82] [Taisaka] [fosa] mois de mai
Examples  18  ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Vocabulary  19  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (3/3)96  fosa
Part of speech  97  noun
Explanations in Malagasy  98  [1.1] Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona
Explanations in English  99  [1.2] "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray.
100  [1.7] a Malagasy carnivore something like a large mink
Explanations in French  101  [1.82] [Taisaka] Cryptoprocta ferox, petit carnassier
102  [1.54] genette fossane
103  [1.8] carnivore malagasy, espèce de genette
104  [4.22] fosa (Cryptoprocta ferox)
Examples  105  Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
106  nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
107  Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Vocabulary  108  Zoology: mammals
Scientific name 
Proverbs  110  Proverbs containing the word fosa
Illustrations 
111  112 

Anagrams  113 

Updated on 2025/01/28