|
|
|
|

Entry1  fosaina
Root  2  fosa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!
5  Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho [1.1]
Explanations in English  6  to be backbitten, to be scandalized. [1.2]
7  to be slandered [1.7]
Explanations in French  8  qu'on calomnie [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fosaina

Anagrams  16  fisaona, fosaina, ifosana, safoina

Updated on 2023/01/20