Entry |
endrikendrika
(endrika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Duplicatif diminutif [1.3]
|
|
Entry |
endrikendrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
[1.1]
|
Explanations in English | Slander, insinuation [1.7]
|
Explanations in French | Calomnie [1.3, 1.8]
|
| Fausse accusation [1.3]
|
| Insinuation [1.8]
|
Examples | Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo.
[2.472]
|
Derivatives |
Proverbs |
|