|
|
|
|

Entry1  fanendrikendrehana
Root  2  endrikendrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana
Explanations in French  5  [1.3] l'action de calomnier
Examples  6  Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra. [2.285]
7  na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296]

Updated on 2024/12/11