Entry | 1 endrika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra 4 [1.13] tarehy |
Explanations in English |
5 [1.7] image, form, visage, face |
Explanations in French |
6 [1.3#126] La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image 7 [1.8, 1.13] forme 8 [1.8] figure; tournure 9 [1.13] visage |
Examples |
10 [2.4] endrik' olona izany, bikan' olona izany! 11 [1.3#126] Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) 12 [2.472] Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: 13 [2.470] Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. 14 [1.13] endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) 15 [1.3#126] Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) 16 [1.13] endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) 17 [2.471] Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. 18 [1.3#126] Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) 19 [1.3#126] Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 43 Proverbs containing the word endrika |
Anagrams | 44 akendry, andreky, endrika, indreka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |