|
|
|
|

Entry1  fahamendrehana
Root  2  endrika
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Philosophy
Explanations in French  5  la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126]
6  éthique [1.66.fr#377]
Examples  7  Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114]
8  Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643]
9  Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Synonyms  12  hamendrehana

Updated on 2020/07/31