|
|
|
|

Entry1  hamendrehana (endrika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126]
Examples  5  Mpiantoka ny hamendrehana sy fahamarinan' ny latsabato sy ny fahitsian' ny fifidianana io rafitra io, ka omena andraikitra hanamarina sy hitsara ny asa rehetra sahanina amin' ny fampizorana amin' ny tokony ho izy ny fifidianana sy ny fitsapana ny hevitry ny vahoaka. [4.27]
Synonyms  6  fahamendrehana

Updated on 2020/07/31