Entry | 1 manendrika |
Root | 2 endrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny 5 Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1] |
Explanations in English |
6 to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7] |
Explanations in French |
7 embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8] |
Examples |
8 ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324] 9 manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manendrika |
Anagrams | 15 manendraky, manendrika |
Updated on 2020/07/31 |