Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : manendrika | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mitomany randra-manendrika ny sasany. [2.653 #666]
Aza mitomany randrana manendrika ny sasany. [2.558 #800] Mitomany randrana manendrika ny sasany. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
French translation | Pleurer les tresses de cheveux qui embellissent les autres. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe se disait des gens qui imitent les autres à leurs détriments ; il se disait des femmes qui prenaient une coiffure ne leur allant pas, sous prétexte qu'elle va bien aux autres. [2.415 #2446] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Lamba nasampina ka samy manana ny manendrika azy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Laninao aho ry | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Maniry ny randrana tsy manendrika. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
French translation | Désirer ce qui ne convient pas, c' est être comme une femme désirant des tresses de cheveux qui ne lui vont pas. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui envient le bonheur des autres. [2.415 #2442] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Ny anatra ataovy toy ny hazo : Hazony raha manendrika anao, avelao hihazohazo raha tsy azoazonao. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Ny fanajana ny ray aman-dreny manendrika ny zaza hendry. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le respect envers le père et la mère convient à l' enfant sage, et l' embellit. [2.415 #986] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Ny ravaka tsy manendrika ny adala. [2.415 #2453] | ||||||||||||||||||||
French translation | La parure n' embellit pas les sots. [2.415 #2453] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Tsy ny dia manendrika no atao, fa izay hazakazaka an-tsena foana no aseho. [2.653 #3559]
Tsy ny dia manendrika no atao, fa izay hazakazaka an-tsena no hatranga. [2.558 #310] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||