Entry |
maniry
(iry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
[ mañiry ] Mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78]
|
| Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo
[1.1]
|
Explanations in English | To wish for, to desire [1.7]
|
Explanations in French | Désirer, convoiter [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
maniry |
Past : |
naniry |
Future : |
haniry |
Imperative : |
maniria |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
maniry
(tsiry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
|
Explanations in English | To sprout, to grow [1.7]
|
Explanations in French | Pousser, croître [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
maniry |
Past : |
naniry |
Future : |
haniry |
Imperative : |
maniria |
|
Compound words |
|
|