|
|
|
|

Entry1  zavamaniry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa
Explanations in French  4  [1.13] plante, végétation
5  [1.196] Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zavamiaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes.
Examples  6  [2.332] Manan' aina ny zavamaniry rehetra.
7  [2.117] Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka.
8  [2.508] Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro.
Vocabulary  9  Botany: (in general)
Elementary words  10  zavatra, maniry
Compound words 
Titles  19  Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro (Rakotomalala Daniel)
20  Dikisioneran-kazo sy zavamaniry raokandro malagasy (Rason Gabriel)

Updated on 2025/04/19