Entry | 1 zavamiaina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... |
Explanations in French |
4 [1.13] être vivant, organisme |
Examples |
5 [1.406#] dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. |
Vocabulary |
6 Biology |
Elementary words | 7 zavatra, miaina |
Synonyms | 8 zavamananaina |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |