Entry (1/2) | 1 miaina |
Root | 2 aina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely |
Explanations in English |
5 [1.2] to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. 6 [1.7] to breathe; to live |
Explanations in French |
7 [1.3] Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile) Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore) Se retirer, se dilater fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) 8 [1.8] respirer; vivre |
Examples |
9 tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470] 10 Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word miaina |
Entry (2/2) | 24 miainà |
Root | 25 aina |
Part of speech | 26 imperative of active verb miaina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] |
Explanations in French |
28 [1.3] |
Examples |
29 Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1] |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |