Entry (1/2) | 1 zavatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io |
Explanations in English |
4 [1.7] a thing |
Explanations in French |
5 [1.3#870, 1.8] chose; objet 6 [1.3#870] le beau, le parfait, le principal 7 [1.405] [Sakalava-Mayotte] objet appartenant à autrui ou à soi, chose |
Examples |
8 zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana [2.470] 9 Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony [2.472] 10 Ary ny mpitondra zavatr' andriana: [2.48] 11 Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 raha |
Compound words |
|
Titles |
82 Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Rajonah Gabriel) 83 Hery sy ny zava-mampatahotra : Hery et les Monstres (Pacquement François) |
Proverbs | 84 Proverbs containing the word zavatra |
Entry (2/2) | 85 zavatra |
Part of speech | 86 noun |
Explanations in Malagasy |
87 [1.1] Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo |
Explanations in English |
88 [1.7] a spirit of some sort |
Explanations in French |
89 [1.3#870, 1.8] fantôme 90 [1.3#870] sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant 91 [1.8] esprit |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 98 Proverbs containing the word zavatra |
Updated on 2025/01/28 |