Entry | 1 zavakanto |
Elementary words | 2 zavatra, kanto |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1] |
Explanations in English |
5 [zava-kanto] works of art [1.7] |
Explanations in French |
6 [zava-kanto] objet d'art [1.8] 7 art [1.5.fr#165] 8 arts [1.13.fr#233] |
Examples |
9 noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528] 10 Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606] |
Illustrations |
|
Anagrams | 15 vatankazo, zavakanto |
Updated on 2024/08/15 |