|
|
|
|

Entry1  zavakanto
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika
Explanations in English  4  [1.7][zava-kanto] works of art
Explanations in French  5  [1.8][zava-kanto] objet d'art
6  [1.5.fr#165] art
7  [1.13.fr#233] arts
Examples  8  [2.528] noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra.
9  [2.606] Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany.
Elementary words  10  zavatra, kanto
Illustrations 
11  12  13 
14 

Anagrams  15  vatankazo, zavakanto

Updated on 2025/01/21