|
|
|
|

Entry1  kanto
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.10#K.75] tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto)
4  [1.1] Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto.
Explanations in English  5  [1.7] well done, attractive
Explanations in French  6  [1.3, 1.5.fr#165] magnifique
7  [1.3] habile, étonnant, extraordinaire, surprenant
8  [1.8] bien travaillé, admirable
9  [1.5, 1.13.fr#109] beau
10  [1.13.fr#109] agréable, splendide
Examples  11  [2.131] Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?

12  [2.296] Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto!
13  [2.285] Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra.
14  [2.245] Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto.
15  [2.470] Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony.
Derivatives 
16  Names :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word kanto

Anagrams  21  antok, kanto, tokan

Updated on 2025/03/30