|
|
|
|

Entry1  hakantoana
Root  2  kanto
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hatsaran-tarehy fatratra, be renty
Explanations in French  5  [1.3] l'habileté, la perfection d'une chose
Examples  6  ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina. [2.996]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21