|
|
|
|

Entry1  hakantoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatsaran-tarehy fatratra, be renty
Explanations in French  4  [1.3] l'habileté, la perfection d'une chose
Examples  5  [2.996] ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.
Root  6  kanto

Anagrams  7  hakantoana, hanakatona, hanakotana, nanatahako

Updated on 2025/01/21