|
|
|
|

Entry (1/2)1  zavatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana
Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana
Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra
Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io
Explanations in English  4  [1.7] a thing
Explanations in French  5  [1.3#870, 1.8] chose; objet
6  [1.3#870] le beau, le parfait, le principal
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] objet appartenant à autrui ou à soi, chose
Examples  8  [2.470] zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana
9  [2.472] Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony
10  [2.48] Ary ny mpitondra zavatr' andriana:
11  [2.996] Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana.
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Passive verbs :
16  Names :
Analogs  17  raha
Compound words 
Titles  83  Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Ravelojaona)
84  Hery sy ny zava-mampatahotra : Hery et les Monstres (Andriamiseza Noro)
85  Misy zavatra hotantaraiko anao (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  86  Proverbs containing the word zavatra

Entry (2/2)87  zavatra
Part of speech  88  noun
Explanations in Malagasy  89  [1.1] Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo
Explanations in English  90  [1.7] a spirit of some sort
Explanations in French  91  [1.3#870, 1.8] fantôme
92  [1.3#870] sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant
93  [1.8] esprit
Morphology 
94  Simple :
95  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  100  Proverbs containing the word zavatra

Updated on 2025/04/19