|
|
|
|

Entry1  zavaboary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny zavatra rehetra noarina, izany hoe nisy mpanao fa tsy nisy ho azy: Ny anjely sy ny olombelona no ambony indrindra amin' ny zavaboary rehetra 4  ny fitambaran' ny zavatra hitan' ny maso manonidina ny tena, toy ny habakabaka, ny rano, ny hazo: Lasam-binany izy nandinika ny zavaboary tamin' io maraina io [1.1]5  fitambaran' ny manana aina, manan-kery, mihetsika na tsia ary mitoetra ato amin' izao tontolo izao sy eny amin' ny habakahaka [1.62#1140]
Explanations in French  6  nature [1.13.fr#233]7  nature [1.5#346]
Examples  8  Satria tazako mantsy fa mbola misy ireo zava-boary maro be ireo [2.445#72]
9  Izy no tompon'ny zavaboary ka manamboatra azy araka izay tiany. [2.606]
10  voalohany, betsaka ny mety hahafaly, hoy izy, eo amin'ny zava-boary [2.314#67]
11  Akory izany fahaizany milazalaza ny toetran'ny zavaboary amin' izany fotoana izany! [2.314]
Other spellings  12  zavaboaary, zava, zava
Elementary words  13  zavatra, voary

Anagrams  14  voabarazy, zavaboary

Updated on 2024/08/13