|
|
|
|

Entry1  manao aina tsy ho zavatra
Elementary words  2  manao, aina, tsy, ho, zavatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
5  manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1]
Explanations in English  6  to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
Synonyms  7  mitono aina, mivarotra aina
Other spellings  8  manao

Updated on 2023/07/17