|
|
|
|

Entry1  manao aina tsy ho zavatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
4  [1.1][manao ny ainy tsy ho zavatra] manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza
Explanations in English  5  [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.
Elementary words  6  manao, aina, tsy, ho, zavatra
Other spellings  7  manaoaintsyhozavatra
Synonyms  8  mitono aina, mivarotra aina

Updated on 2024/12/12