|
|
|
|

Entry1  arakara-tarehy voa-javatra
Elementary words  2  arakaraka, tarehy, voatra, zavatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy

Updated on 2024/12/07