|
|
|
|

Entry1  tarehy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny
Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho
Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina
Explanations in English  4  [1.7] the face; appearance; cf. endrika, bika.
Explanations in French  5  [1.8] le visage: apparence; cf. endrika, bika.
Vocabulary  6  Biology
Analogs  7  tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  29  Proverbs containing the word tarehy

Anagrams  30  atrehi, ehitra, haetry, hateri, hatery, hietra, hitera, ihetra, tarehy

Updated on 2024/10/30