Entry (1/3) | 1 orona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana [1.1] |
Explanations in English |
4 the nose [1.2, 1.7] 5 [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2] |
Explanations in French |
6 nez [1.8, 1.13] |
Examples |
7 fa tsy misy toa an-drahavana ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo [2.131] 8 Izato vava e, izato orona. [2.470] |
Vocabulary |
9 Biology |
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word orona |
Entry (2/3) | 28 orona |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in English |
30 in the provinces a promontory [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
31 dans les provinces, un promontoire [1.2] |
Vocabulary |
32 Geography: (in general) |
Entry (3/3) | 33 orona |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in French |
35 . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
36 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 38 naoro, noroa, onora, oroan, orona |
Updated on 2024/10/30 |