Entry 1/2 takolaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1]
Explanations in English The cheek [1.2, 1.7]
Explanations in French La joue [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Holonym 
Co-meronyms 

Entry 2/2 takolaka
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] In the provinces, the angle of a rampart or a street. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/03/20