|
|
|
|

Entry1  fitakolahana
Root  2  takolaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra.

Updated on 2024/12/11