Entry | 1 fitakolahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. |
Root | 4 takolaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |